Quantcast
Channel: Université d'Antananarivo
Viewing all articles
Browse latest Browse all 1319

Mpikabary & FIMPIMA : Famoahana ny andiany Ravelojaona Mpitandrina

$
0
0

13 mianadahy no nahazo fiofanana tao amin'ny Voahary Kanton'Ambohitsaina avy amin'ny Fakiolte an'ny Siansa, izay toeram-mpampiofanana mpikabary eto amin'ny Oniversiten'Antananarivo. Notolorana mari-pahaizana mikabary izy ireo. Teo anatrehan'ny FIMPAMA na ny Fikambana'ny Mpikabary Malagasy, ny Faritany FIMPIMA Antananarivo, ary ny Ofisin'ny Fanatanjahantena sy Kolotsaina an'ny Oniversite no nanaovana izany famporisihina sy fanomezana hafatra ho azy ireo izany.

Ny vinan'ny Oniversiten'Antananarivo dia ny hanapariaka an'izany fahaiza-manao izany mba hanomezan-danja ny kabary izay mampiavaka ny kolontsaina malagasy maneran-tany.


Viewing all articles
Browse latest Browse all 1319

Trending Articles